1. Then Elisha said, Hear ye the word of the LORD; Thus saith the LORD, To morrow about this time shall a measure of fine flour be sold for a shekel, and two measures of barley for a shekel, in the gate of Samaria.
1. Élisée dit: Écoutez la parole de l`Éternel! Ainsi parle l`Éternel: Demain, à cette heure, on aura une mesure de fleur de farine pour un sicle et deux mesures d`orge pour un sicle, à la porte de Samarie.
1. Fa hoy kosa Elisa: Mihainoa ny tenin' i Jehovah ianareo: izao no lazain' i Jehovah: Rahampitso toy izao dia ho sekely iray ny vidin' ny koba tsara toto eran' ny famarana, ary ho sekely iray koa ny vidin' ny vary hordea indroan' ny famarana ao am-bavahadin' i Samaria.
2. Then a lord on whose hand the king leaned answered the man of God, and said, Behold, if the LORD would make windows in heaven, might this thing be? And he said, Behold, thou shalt see it with thine eyes, but shalt not eat thereof.
2. "L`officier sur la main duquel s`appuyait le roi répondit à l`homme de Dieu: Quand l`Éternel ferait des fenêtres au ciel, pareille chose arriverait-elle? Et Élisée dit: Tu le verras de tes yeux; mais tu n`en mangeras point."
2. Fa namaly ny lehilahin' Andriamanitra ilay manamboninahitra izay nitehenan' ny mpanjaka tamin' ny tanany ka nanao hoe: Indro, na dia hanao varavarankely amin' ny lanitra aza Jehovah, dia hisy izany zavatra izany va? Ary hoy Elisa: Indro, ho hitan' ny masonao izany, nefa tsy mba hihinananao.

The siege Lifted

3. And there were four leprous men at the entering in of the gate: and they said one to another, Why sit we here until we die?
3. Il y avait à l`entrée de la porte quatre lépreux, qui se dirent l`un à l`autre: Quoi! resterons-nous ici jusqu`à ce que nous mourions?
3. Ary nisy boka efa-dahy teo anoloan' ny vavahady nifampiresaka hoe: Ahoana no ipetrahantsika eto mandra-pahafatintsika?
4. If we say, We will enter into the city, then the famine is in the city, and we shall die there: and if we sit still here, we die also. Now therefore come, and let us fall unto the host of the Syrians: if they save us alive, we shall live; and if they kill us, we shall but die.
4. "Si nous songeons à entrer dans la ville, la famine est dans la ville, et nous y mourrons; et si nous restons ici, nous mourrons également. Allons nous jeter dans le camp des Syriens; s`ils nous laissent vivre, nous vivrons et s`ils nous font mourir, nous mourrons."
4. "Raha hoy isika: Hankato an-tanàna isika, dia misy mosary ao an-tanàna, ka ho faty ao isika; ary raha hipetraka foana eto isika, dia ho faty ihany koa. Koa noho izany, andeha isika hiantoraka any amin' ny tobin' ny Syriana; ka raha mamelona an-tsika moa izy, dia ho velona isika; fa raha mamono antsika kosa izy, dia ho faty ihany isika."
5. And they rose up in the twilight, to go unto the camp of the Syrians: and when they were come to the uttermost part of the camp of Syria, behold, there was no man there.
5. "Ils partirent donc au crépuscule, pour se rendre au camp des Syriens; et lorsqu`ils furent arrivés à l`entrée du camp des Syriens, voici, il n`y avait personne."
5. "Dia nitsangana izy ireo rehefa maizimaizina hankany amin' ny tobin' ny Syriana; ary nony tonga teny an-tsisin' ny tobin' ny Syriana izy ireo, indro, tsy nisy olona tao."
6. For the LORD had made the host of the Syrians to hear a noise of chariots, and a noise of horses, even the noise of a great host: and they said one to another, Lo, the king of Israel hath hired against us the kings of the Hittites, and the kings of the Egyptians, to come upon us.
6. Le Seigneur avait fait entendre dans le camp des Syriens un bruit de chars et un bruit de chevaux, le bruit d`une grande armée, et ils s`étaient dit l`un à l`autre: Voici, le roi d`Israël a pris à sa solde contre nous les rois des Héthiens et les rois des Égyptiens pour venir nous attaquer.
6. "Fa Jehovah efa nampandre ny miaramilan' ny Syriana ny fikodiadian-kalesy sy ny fandehan' ny soavaly, dia ny firodorodon' ny miaramila be; ary nifampiresaka ireo hoe: Indro, fa ny mpanjakan' ny Isiraely efa nanamby ny mpanjakan' ny Hetita sy ny mpanjakan' ny Egyptiana hiady amintsika."
7. Wherefore they arose and fled in the twilight, and left their tents, and their horses, and their asses, even the camp as it was, and fled for their life.
7. Et ils se levèrent et prirent la fuite au crépuscule, abandonnant leurs tentes, leurs chevaux et leurs ânes, le camp tel qu`il était, et ils s`enfuirent pour sauver leur vie.
7. Dia niainga ireo ka riatra nandositra tamin' ilay maizimaizina iny ary nilaozany ny lainy sy ny soavaliny ary ny borikiny, dia ny tobiny izany, ka lasa nandositra hamonjy ny ainy izy.
8. And when these lepers came to the uttermost part of the camp, they went into one tent, and did eat and drink, and carried thence silver, and gold, and raiment, and went and hid it; and came again, and entered into another tent, and carried thence also, and went and hid it.
8. Les lépreux, étant arrivés à l`entrée du camp, pénétrèrent dans une tente, mangèrent et burent, et en emportèrent de l`argent, de l`or, et des vêtements, qu`ils allèrent cacher. Ils revinrent, pénétrèrent dans une autre tente, et en emportèrent des objets qu`ils allèrent cacher.
8. "Ary rehefa tonga teny an-tsisin' ny toby ireo boka ireo, dia niditra tao amin' ny lay anankiray izy ka nihinana sy nisotro, dia naka volafotsy sy volamena ary fitafiana, dia nandeha ka nanafina izany; ary nandeha indray izy ireo ka niditra tao amin' ny lay anankiray koa sady naka avy tao, dia nandeha ka nanafina izany."
9. Then they said one to another, We do not well: this day is a day of good tidings, and we hold our peace: if we tarry till the morning light, some mischief will come upon us: now therefore come, that we may go and tell the king's household.
9. "Puis ils se dirent l`un à l`autre: Nous n`agissons pas bien! Cette journée est une journée de bonne nouvelle; si nous gardons le silence et si nous attendons jusqu`à la lumière du matin, le châtiment nous atteindra. Venez maintenant, et allons informer la maison du roi."
9. "Dia nifampilaza izy hoe: Tsy mety izao ataontsika izao: Ity andro ity dia andron' ny vaovao mahafaly, nefa mangina isika; raha mitoetra eto mandra-pahazavan' ny andro isika dia hanan-keloka; Noho izany, andeha isika ankehitriny hilaza ao an-tranon' ny mpanjaka."
10. So they came and called unto the porter of the city: and they told them, saying, We came to the camp of the Syrians, and, behold, there was no man there, neither voice of man, but horses tied, and asses tied, and the tents as they were.
10. "Ils partirent, et ils appelèrent les gardes de la porte de la ville, auxquels ils firent ce rapport: Nous sommes entrés dans le camp des Syriens, et voici, il n`y a personne, on n`y entend aucune voix d`homme; il n`y a que des chevaux attachés et des ânes attachés, et les tentes comme elles étaient."
10. Ka dia nandeha ireo ary niantso ny mpiambina ny vavahadin' ny tanàna ka nilaza taminy hoe: Tonga teny an-tobin' ny Syriana izahay ary indro, fa tsy misy olona ao, na feon' olona akory aza, fa soavaly mifatotra sy boriky mifatotra, ary ny lay nilaozana fotsiny.
11. And he called the porters; and they told it to the king's house within.
11. Les gardes de la porte crièrent, et ils transmirent ce rapport à l`intérieur de la maison du roi.
11. Ary niantso ny mpiambina ny vavahady izy, ary ireo kosa nilaza izany tao an-tranon' ny mpanjaka.
12. And the king arose in the night, and said unto his servants, I will now shew you what the Syrians have done to us. They know that we be hungry; therefore are they gone out of the camp to hide themselves in the field, saying, When they come out of the city, we shall catch them alive, and get into the city.
12. Le roi se leva de nuit, et il dit à ses serviteurs: Je veux vous communiquer ce que nous font les Syriens. Comme ils savent que nous sommes affamés, ils ont quitté le camp pour se cacher dans les champs, et ils se sont dit: Quand ils sortiront de la ville, nous les saisirons vivants, et nous entrerons dans la ville.
12. Ary nifoha raha mbola alina ny mpanjaka ka niteny tamin' ny mpanompony hoe: Aoka hambarako aminareo ankehitriny izao ataon' ny Syriana amintsika izao. Fantany fa noana isika, ka dia niala tamin' ny toby izy mba hanotrika any an-tsaha ka nanao hoe: Raha mivoaka avy ao an-tanàna izy dia hataontsika sambo-belona, ary dia hidirantsika ny tanàna.
13. And one of his servants answered and said, Let some take, I pray thee, five of the horses that remain, which are left in the city, (behold, they are as all the multitude of Israel that are left in it: behold, I say, they are even as all the multitude of the Israelites that are consumed:) and let us send and see.
13. L`un des serviteurs du roi répondit: Que l`on prenne cinq des chevaux qui restent encore dans la ville, -ils sont comme toute la multitude d`Israël qui y est restée, ils sont comme toute la multitude d`Israël qui dépérit, -et envoyons voir ce qui se passe.
13. "Ary ny mpanompony anankiray namaly hoe: Mifona aminao aho, aoka hangalana soavaly dimy amin' izay sisa ato an-tanàna (indro, toy ny hamaroan' ny Isiraely rehetra izay mitoetra ato ireo; indro, hoy aho, tahaka ny hamaroan' ny Isiraely rehetra izay efa lany ritra ireo), ka aoka haniraka hizaha izany."
14. They took therefore two chariot horses; and the king sent after the host of the Syrians, saying, Go and see.
14. On prit deux chars avec les chevaux, et le roi envoya des messagers sur les traces de l`armée des Syriens, en disant: Allez et voyez.
14. "Dia nalainy ny soavalin' ny kalesy roa; ary ny mpanjaka naniraka hanaraka ny miaramilan' ny Syriana ka nanao hoe: Mandehana, ka izahao."
15. And they went after them unto Jordan: and, lo, all the way was full of garments and vessels, which the Syrians had cast away in their haste. And the messengers returned, and told the king.
15. "Ils allèrent après eux jusqu`au Jourdain; et voici, toute la route était pleine de vêtements et d`objets que les Syriens avaient jetés dans leur précipitation. Les messagers revinrent, et le rapportèrent au roi."
15. "Dia nandeha nanaraka azy hatrany Jordana ireo; ary indreny, ny lalambe rehetra feno fitafiana sy fanaka izay efa narian' ny Syriana tamin' ny fahamaikany. Ary niverina ny iraka ka nilaza tamin' ny mpanjaka."
16. And the people went out, and spoiled the tents of the Syrians. So a measure of fine flour was sold for a shekel, and two measures of barley for a shekel, according to the word of the LORD.
16. Le peuple sortit, et pilla le camp des Syriens. Et l`on eut une mesure de fleur de farine pour un sicle et deux mesures d`orge pour un sicle, selon la parole de l`Éternel.
16. Dia nivoaka ny olona ka namabo ny lain' ny Syriana, koa ny koba tsara toto eran' ny famarana, dia sekely iray ihany no vidiny, ary ny vary hordea indroan' ny famarana dia sekely iray ihany araka ny tenin' i Jehovah.
17. And the king appointed the lord on whose hand he leaned to have the charge of the gate: and the people trode upon him in the gate, and he died, as the man of God had said, who spake when the king came down to him.
17. "Le roi avait remis la garde de la porte à l`officier sur la main duquel il s`appuyait; mais cet officier fut écrasé à la porte par le peuple et il mourut, selon la parole qu`avait prononcée l`homme de Dieu quand le roi était descendu vers lui."
17. "Ary ilay manamboninahitra izay nitehenan' ny mpanjaka tamin' ny tanany dia notendren' ny mpanjaka hiambina ny vavahady; ary voahitsaky ny olona teo am-bavahady izy, ka dia maty, araka izay nolazain' ny lehilahin' Andriamanitra, izay niteny raha nidina teny aminy ny mpanjaka."
18. And it came to pass as the man of God had spoken to the king, saying, Two measures of barley for a shekel, and a measure of fine flour for a shekel, shall be to morrow about this time in the gate of Samaria:
18. L`homme de Dieu avait dit alors au roi: On aura deux mesures d`orge pour un sicle et une mesure de fleur de farine pour un sicle, demain, à cette heure, à la porte de Samarie.
18. Ary dia tonga araka izay nolazain' ny lehilahin' Andriamanitra tamin' ny mpanjaka ka nanao hoe: Raha maraina toy izao ao ambavahadin' i Samaria dia ho sekely iray monja ny ho vidin' ny vary hordea indroan' ny famarana, ary ho sekely iray ihany koa ny vidin' ny koba tsara toto eran' ny famarana.
19. And that lord answered the man of God, and said, Now, behold, if the LORD should make windows in heaven, might such a thing be? And he said, Behold, thou shalt see it with thine eyes, but shalt not eat thereof.
19. "Et l`officier avait répondu à l`homme de Dieu: Quand l`Éternel ferait des fenêtres au ciel, pareille chose arriverait-elle? Et Élisée avait dit: Tu le verras de tes yeux; mais tu n`en mangeras point."
19. Ary namaly ny lehilahin' Andriamanitra ilay manamboninahitra ka nanao hoe: Indro, na dia hanao varavarankely amin' ny lanitra aza Jehovah, dia hisy izany zavatra izany va? Fa hoy Elisa: Indro, ho hitan' ny masonao izany, fa tsy mba hihinananao.
20. And so it fell out unto him: for the people trode upon him in the gate, and he died.
20. C`est en effet ce qui lui arriva: il fut écrasé à la porte par le peuple, et il mourut.
20. Ary dia toy izany no nanjo azy, fa ny olona nanitsaka azy teo am-bavahady, ka dia maty izy.
<
>