The Ark in Ashdod and Ekron

1. And the Philistines took the ark of God, and brought it from Ebenezer unto Ashdod.
1. Les Philistins prirent l`arche de Dieu, et ils la transportèrent d`Ében Ézer à Asdod.
1. Dia nalain' ny Filistina ny fiaran' Andriamanitra ka nentiny niala tany Ebenezera ho any Asdoda.
2. When the Philistines took the ark of God, they brought it into the house of Dagon, and set it by Dagon.
2. Après s`être emparés de l`arche de Dieu, les Philistins la firent entrer dans la maison de Dagon et la placèrent à côté de Dagon.
2. Ary nony efa azon' ny Filistina ny fiaran' Andriamanitra, dia nentiny tao an-tranon' i Dagona izy ka napetrany teo anilany.
3. And when they of Ashdod arose early on the morrow, behold, Dagon was fallen upon his face to the earth before the ark of the LORD. And they took Dagon, and set him in his place again.
3. Le lendemain, les Asdodiens, qui s`étaient levés de bon matin, trouvèrent Dagon étendu la face contre terre, devant l`arche de l`Éternel. Ils prirent Dagon, et le remirent à sa place.
3. "Ary nony ampitson' iny dia nifoha maraina koa ny Asdodita, ka indro Dagona potraka niankohoka tamin' ny tany teo anoloan' ny fiaran' i Jehovah; dia narenin' ny olona izy ka napetrany teo amin' ny fitoerany indray."
4. And when they arose early on the morrow morning, behold, Dagon was fallen upon his face to the ground before the ark of the LORD; and the head of Dagon and both the palms of his hands were cut off upon the threshold; only the stump of Dagon was left to him.
4. "Le lendemain encore, s`étant levés de bon matin, ils trouvèrent Dagon étendu la face contre terre, devant l`arche de l`Éternel; la tête de Dagon et ses deux mains étaient abattues sur le seuil, et il ne lui restait que le tronc."
4. "Ary nony ampitson' iny indray dia nifoha maraina koa ny olona, ka indro Dagona potraka niankohoka indray tamin' ny tany teo anoloan' ny fiaran' i Jehovah, ary tapaka teo amin' ny tokonam-baravarana ny lohan' i Dagona sy ny felan-tanany roa; fa ny tenabeny ihany no sisa."
5. Therefore neither the priests of Dagon, nor any that come into Dagon's house, tread on the threshold of Dagon in Ashdod unto this day.
5. C`est pourquoi jusqu`à ce jour, les prêtres de Dagon et tous ceux qui entrent dans la maison de Dagon à Asdod ne marchent point sur le seuil.
5. Izany no tsy anitsahan' ny mpisoron' i Dagona, na izay miditra ao an-tranony ny tokonam-baravaran' i Dagona ao Asdoda mandraka androany.
6. But the hand of the LORD was heavy upon them of Ashdod, and he destroyed them, and smote them with emerods, even Ashdod and the coasts thereof.
6. "La main de l`Éternel s`appesantit sur les Asdodiens, et il mit la désolation parmi eux; il les frappa d`hémorroïdes à Asdod et dans son territoire."
6. "Ary navesatra tamin' ny Asdodita ny tanan' i Jehovah, fa nandringana azy izy; ary nasiany vay ny tao Asdoda sy ny tamin' ny faritaniny rehetra."
7. And when the men of Ashdod saw that it was so, they said, The ark of the God of Israel shall not abide with us: for his hand is sore upon us, and upon Dagon our god.
7. Voyant qu`il en était ainsi, les gens d`Asdod dirent: L`arche du Dieu d`Israël ne restera pas chez nous, car il appesantit sa main sur nous et sur Dagon, notre dieu.
7. "Ary rehefa hitan' ny mponina tao Asdoda fa izany no zava-nisy, dia hoy izy: Aza avela hitoetra eto amintsika ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely; fa mavesatra amintsika sy amin' i Dagona andriamani-tsika ny tanany."
8. They sent therefore and gathered all the lords of the Philistines unto them, and said, What shall we do with the ark of the God of Israel? And they answered, Let the ark of the God of Israel be carried about unto Gath. And they carried the ark of the God of Israel about thither.
8. Et ils firent chercher et assemblèrent auprès d`eux tous les princes des Philistins, et ils dirent: Que ferons-nous de l`arche du Dieu d`Israël? Les princes répondirent: Que l`on transporte à Gath l`arche du Dieu d`Israël. Et l`on y transporta l`arche du Dieu d`Israël.
8. Dia naniraka olona izy ka nanangona ireo andriana rehetra tamin' ny Filistina hankeo aminy ka nanao hoe: Hataontsika ahoana ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely. Dia hoy ireo: Aoka hafindra hankany Gata ny fiaran' ny Andriamanitry ny isiraely. Dia nafindrany tany ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely.
9. And it was so, that, after they had carried it about, the hand of the LORD was against the city with a very great destruction: and he smote the men of the city, both small and great, and they had emerods in their secret parts.
9. "Mais après qu`elle eut été transportée, la main de l`Éternel fut sur la ville, et il y eut une très grande consternation; il frappa les gens de la ville depuis le petit jusqu`au grand, et ils eurent une éruption d`hémorroïdes."
9. Ary rehefa voafindrany ny fiara, dia namely ny tanàna tamin' ny fandravana lehibe ny tanan' i Jehovah, ary Izy namely ny mponina tao an-tanàna, na kely na lehibe, ka nisy vay tany amin' ny ankasarotany.
10. Therefore they sent the ark of God to Ekron. And it came to pass, as the ark of God came to Ekron, that the Ekronites cried out, saying, They have brought about the ark of the God of Israel to us, to slay us and our people.
10. Alors ils envoyèrent l`arche de Dieu à Ékron. Lorsque l`arche de Dieu entra dans Ékron, les Ékroniens poussèrent des cris, en disant: On a transporté chez nous l`arche du Dieu d`Israël, pour nous faire mourir, nous et notre peuple!
10. Ary dia naterin' ny olona nankany Ekrona ny fiaran' Andriamanitra. Ary izao no niseho, raha vao tonga tany Ekrona ny fiaran' Andriamanitra, dia nitaraina ny Ekronita nanao hoe: efa nafindran' ny olona ho aty amintsika ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely hahafaty antsika sy ny firenentsika.
11. So they sent and gathered together all the lords of the Philistines, and said, Send away the ark of the God of Israel, and let it go again to his own place, that it slay us not, and our people: for there was a deadly destruction throughout all the city; the hand of God was very heavy there.
11. "Et ils firent chercher et assemblèrent tous les princes des Philistins, et ils dirent: Renvoyez l`arche du Dieu d`Israël; qu`elle retourne en son lieu, et qu`elle ne nous fasse pas mourir, nous et notre peuple. Car il y avait dans toute la ville une terreur mortelle; la main de Dieu s`y appesantissait fortement."
11. "Koa dia naniraka olona nanangona ireo andriana rehetra tamin' ny Filistina izy ka nanao hoe: Alefaso ny fiaran' ny Andriamanitry ny Isiraely, ary aoka hoentina any amin' ny fitoerany indray izy mba tsy hahafaty antsika sy ny firenen-tsika; fa nanerana ny tanàna rehetra ny fandringanan' ny fahafatesana ka navesatra indrindra tao ny tanan' Andriamanitra."
12. And the men that died not were smitten with the emerods: and the cry of the city went up to heaven.
12. Les gens qui ne mouraient pas étaient frappés d`hémorroïdes, et les cris de la ville montaient jusqu`au ciel.
12. Ary ny olona izay tsy maty dia voan' ny vay kosa, ka ny fitarainan' ny tanàna dia niakatra ho any an-danitra.
<
>