1. Now it came to pass upon a day, that Jonathan the son of Saul said unto the young man that bare his armour, Come, and let us go over to the Philistines' garrison, that is on the other side. But he told not his father.
1. Un jour, Jonathan, fils de Saül, dit au jeune homme qui portait ses armes: Viens, et poussons jusqu`au poste des Philistins qui est là de l`autre côté. Et il n`en dit rien à son père.
1. Ary izao no niseho, indray andro, dia hoy Jonatana, zanak' i Saoly, tamin' ny zatovo izay mpitondra ny fiadiany: Andeha isika hankany amin' ny miaramilan' ny Filistina izay ery an-dafy ery, nefa tsy nilaza tamin-drainy izy.
2. And Saul tarried in the uttermost part of Gibeah under a pomegranate tree which is in Migron: and the people that were with him were about six hundred men;
2. Saül se tenait à l`extrémité de Guibea, sous le grenadier de Migron, et le peuple qui était avec lui formait environ six cents hommes.
2. "Ary Saoly nitoetra tao an-tsisin' i Gibea teo ambanin' ny hazo ampongabendanitra any Migrona; ary ny vahoaka teo aminy dia tokony ho eninjato lahy;"
3. And Ahiah, the son of Ahitub, Ichabod's brother, the son of Phinehas, the son of Eli, the LORD's priest in Shiloh, wearing an ephod. And the people knew not that Jonathan was gone.
3. Achija, fils d`Achithub, frère d`I Kabod, fils de Phinées, fils d`Éli, sacrificateur de l`Éternel à Silo, portait l`éphod. Le peuple ne savait pas que Jonathan s`en fût allé.
3. Ary teo koa nisalotra efoda Ahia, zanak' i Ahitoba, rahalahin' i Ikaboda, zanak' i Finehasa, zanak' i Ely, mpisoron' i Jehovah tany Silo. Fa tsy fantatry ny olona fa lasa i Jonatana.
4. And between the passages, by which Jonathan sought to go over unto the Philistines' garrison, there was a sharp rock on the one side, and a sharp rock on the other side: and the name of the one was Bozez, and the name of the other Seneh.
4. Entre les passages par lesquels Jonathan cherchait à arriver au poste des Philistins, il y avait une dent de rocher d`un côté et une dent de rocher de l`autre côté, l`une portant le nom de Botsets et l`autre celui de Séné.
4. Ary teo an-daniny roa teo an-tenatenan' ny hadilanana izay nitadiavan' i Jonatana hankanesana ao amin' ny miaramilan' ny Filistina dia nisy harambato kitso loha: ny anaran' ny anankiray Bozeza, ary ny anaran' ny anankiray kosa Sene.
5. The forefront of the one was situate northward over against Michmash, and the other southward over against Gibeah.
5. L`une de ces dents est au nord vis-à-vis de Micmasch, et l`autre au midi vis-à-vis de Guéba.
5. Ny iray amin' ireo harambato ireo dia nijoro avo teo an-daniny avaratra manandrify an' i Mikmasy, ary ny iray kosa nijoro avo teo atsimo manandrify an' i Gibea.
6. And Jonathan said to the young man that bare his armour, Come, and let us go over unto the garrison of these uncircumcised: it may be that the LORD will work for us: for there is no restraint to the LORD to save by many or by few.
6. Jonathan dit au jeune homme qui portait ses armes: Viens, et poussons jusqu`au poste de ces incirconcis. Peut-être l`Éternel agira-t-il pour nous, car rien n`empêche l`Éternel de sauver au moyen d`un petit nombre comme d`un grand nombre.
6. "Ary hoy Jonatana tamin' ny zatovo, mpitondra ny fiadiany: Andeha isika hankany amin' ny miaramilan' ireo tsy mifora ireo; angamba homba antsika Jehovah, fa tsy misy mahasakana an' i Jehovah tsy hamonjy, na amin' ny maro, na amin' ny vitsy."
7. And his armourbearer said unto him, Do all that is in thine heart: turn thee; behold, I am with thee according to thy heart.
7. Celui qui portait ses armes lui répondit: Fais tout ce que tu as dans le coeur, n`écoute que ton sentiment, me voici avec toi prêt à te suivre.
7. "Dia hoy kosa ny mpitondra ny fiadiany taminy: Ataovy izay rehetra ao am-ponao; mandrosoa ihany; indro, hanaraka anao aho araka ny sitraponao."
8. Then said Jonathan, Behold, we will pass over unto these men, and we will discover ourselves unto them.
8. Hé bien! dit Jonathan, allons à ces gens et montrons-nous à eux.
8. Ary hoy Jonatana: Indro, handroso ho amin' ireo olona ireo isika ka hiseho aminy.
9. If they say thus unto us, Tarry until we come to you; then we will stand still in our place, and will not go up unto them.
9. S`ils nous disent: Arrêtez, jusqu`à ce que nous venions à vous! nous resterons en place, et nous ne monterons point vers eux.
9. Ary raha hoy izy: Andraso mandra-pahatonganay any aminareo, dia hitoetra ao amin' izay itoerantsika ihany isika ka tsy hiakatra eny aminy.
10. But if they say thus, Come up unto us; then we will go up: for the LORD hath delivered them into our hand: and this shall be a sign unto us.
10. Mais s`ils disent: Montez vers nous! nous monterons, car l`Éternel les livre entre nos mains. C`est là ce qui nous servira de signe.
10. Fa raha hoy kosa izy: Miakara ety aminay, dia hiakatra isika, fa efa natolotr' i Jehovah eo an-tanantsika izy: ary izany no ho famantarana ho antsika.
11. And both of them discovered themselves unto the garrison of the Philistines: and the Philistines said, Behold, the Hebrews come forth out of the holes where they had hid themselves.
11. Ils se montrèrent tous deux au poste des Philistins, et les Philistins dirent: Voici les Hébreux qui sortent des trous où ils se sont cachés.
11. Dia niseho tamin' ny miaramilan' ny Filistina izy roa lahy, ary hoy ny Filistina: Indreo, misy Hebreo mifongatra avy any an-davaka niereny.
12. And the men of the garrison answered Jonathan and his armourbearer, and said, Come up to us, and we will shew you a thing. And Jonathan said unto his armourbearer, Come up after me: for the LORD hath delivered them into the hand of Israel.
12. Et les hommes du poste s`adressèrent ainsi à Jonathan et à celui qui portait ses armes: Montez vers nous, et nous vous ferons savoir quelque chose. Jonathan dit à celui qui portait ses armes: Monte après moi, car l`Éternel les livre entre les mains d`Israël.
12. Ary ny miaramila namaly an' i Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany hoe: Miakara ety aminay, dia hanehoanay zavatra ianareo. Ary hoy Jonatana tamin' ny mpitondra ny fiadiany: Manaraha ahy, fa efa natolotr' i Jehovah eo an-tanan' ny Isiraely izy.
13. And Jonathan climbed up upon his hands and upon his feet, and his armourbearer after him: and they fell before Jonathan; and his armourbearer slew after him.
13. Et Jonathan monta en s`aidant des mains et des pieds, et celui qui portait ses armes le suivit. Les Philistins tombèrent devant Jonathan, et celui qui portait ses armes donnait la mort derrière lui.
13. Ary Jonatana nananika, nandady tongotra aman-tanana, ary nanaraka azy ny mpitondra ny fiadiany. Dia lavo teo anatrehan' i Jonatana ny Filistina, ary ny mpitondra ny fiadiany namono teo aoriany.
14. And that first slaughter, which Jonathan and his armourbearer made, was about twenty men, within as it were an half acre of land, which a yoke of oxen might plow.
14. Dans cette première défaite, Jonathan et celui qui portait ses armes tuèrent une vingtaine d`hommes, sur l`espace d`environ la moitié d`un arpent de terre.
14. Ary tokony ho roapolo lahy no matiny aloha, izay novonoin' i Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany tao anatin' ny tany tokony ho antsasaky ny vavasa iray akera, izay iasan' ny omby mizioga.
Israel Routs the Philistines
15. And there was trembling in the host, in the field, and among all the people: the garrison, and the spoilers, they also trembled, and the earth quaked: so it was a very great trembling.
15. "L`effroi se répandit au camp, dans la contrée et parmi tout le peuple; le poste et ceux qui ravageaient furent également saisis de peur; le pays fut dans l`épouvante. C`était comme une terreur de Dieu."
15. "Koa dia nisy hovitra tao amin' ny toby tany an-tsaha sy tamin' ny vahoaka rehetra; ary ny teo amin' ny miaramila sy ny mpandrava dia nangovitra koa, ary nihorohoro ny tany, ka dia nisy fangovitana lehibe tokoa."
16. And the watchmen of Saul in Gibeah of Benjamin looked; and, behold, the multitude melted away, and they went on beating down one another.
16. Les sentinelles de Saül, qui étaient à Guibea de Benjamin, virent que la multitude se dispersait et allait de côté et d`autre.
16. Ary ny mpitilin' i Saoly ao Gibean' ny Benjamina dia nitazana, ka, indro, niely ny vahoaka sady nifanaritaka be ihany.
17. Then said Saul unto the people that were with him, Number now, and see who is gone from us. And when they had numbered, behold, Jonathan and his armourbearer were not there.
17. Alors Saül dit au peuple qui était avec lui: Comptez, je vous prie, et voyez qui s`en est allé du milieu de nous. Ils comptèrent, et voici, il manquait Jonathan et celui qui portait ses armes.
17. Ary hoy Saoly tamin' ny olona teo aminy: Isao ka izahao ankehitriny izay niala tamintsika. Ary nony voaisa ny olona, dia Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany no tsy teo.
18. And Saul said unto Ahiah, Bring hither the ark of God. For the ark of God was at that time with the children of Israel.
18. Et Saül dit à Achija: Fais approcher l`arche de Dieu! -Car en ce temps l`arche de Dieu était avec les enfants d`Israël.
18. Dia hoy Saoly tamin' i Ahia: Ento ety ny fiaran' Andriamanitra, fa teo amin' ny Zanak' Isiraely ny fiaran' Andriamanitra tamin' izany fotoana izany.
19. And it came to pass, while Saul talked unto the priest, that the noise that was in the host of the Philistines went on and increased: and Saul said unto the priest, Withdraw thine hand.
19. "Pendant que Saül parlait au sacrificateur, le tumulte dans le camp des Philistins allait toujours croissant; et Saül dit au sacrificateur: Retire ta main!"
19. Ary izao no niseho, raha mbola niresaka tamin' ny mpisorona i Saoly, dia nandroso sy nitombo ny tabataba tery an-tobin' ny Filistina. Ary hoy Saoly tamin' ny Mpisorona: Esory ny tananao.
20. And Saul and all the people that were with him assembled themselves, and they came to the battle: and, behold, every man's sword was against his fellow, and there was a very great discomfiture.
20. "Puis Saül et tout le peuple qui était avec lui se rassemblèrent, et ils s`avancèrent jusqu`au lieu du combat; et voici, les Philistins tournèrent l`épée les uns contre les autres, et la confusion était extrême."
20. Ary nivory Saoly sy ny vahoaka rehetra izay teo aminy, ka dia tonga tany amin' ny ady izy, ary indreo ny Filistina nifamely tamin' ny sabany, dia izy samy izy, ka nifanaritaka be ihany.
21. Moreover the Hebrews that were with the Philistines before that time, which went up with them into the camp from the country round about, even they also turned to be with the Israelites that were with Saul and Jonathan.
21. Il y avait parmi les Philistins, comme auparavant, des Hébreux qui étaient montés avec eux dans le camp, où ils se trouvaient disséminés, et ils se joignirent à ceux d`Israël qui étaient avec Saül et Jonathan.
21. Ary ny Hebreo izay teo amin' ny Filistina taloha ka niara-niakatra taminy ho any an-toby avy tamin' ny tany manodidina dia nikambana tamin' ny Isiraely izay teo amin' i Saoly sy Jonatana koa.
22. Likewise all the men of Israel which had hid themselves in mount Ephraim, when they heard that the Philistines fled, even they also followed hard after them in the battle.
22. Tous les hommes d`Israël qui s`étaient cachés dans la montagne d`Éphraïm, apprenant que les Philistins fuyaient, se mirent aussi à les poursuivre dans la bataille.
22. Ary ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely izay niery tany an-tendrombohitr' i Efraima, raha nandre ny nandosiran' ny Filistina, dia nanenjika azy fatratra koa tamin' ny ady.
23. So the LORD saved Israel that day: and the battle passed over unto Bethaven.
23. L`Éternel délivra Israël ce jour-là, et le combat se prolongea jusqu`au delà de Beth Aven.
23. "Dia novonjen' i Jehovah ny Isiraely tamin' izany andro izany; ary tafahoatra tany Betavena ny ady."
Jonathan Eats Honey
24. And the men of Israel were distressed that day: for Saul had adjured the people, saying, Cursed be the man that eateth any food until evening, that I may be avenged on mine enemies. So none of the people tasted any food.
24. La journée fut fatigante pour les hommes d`Israël. Saül avait fait jurer le peuple, en disant: Maudit soit l`homme qui prendra de la nourriture avant le soir, avant que je me sois vengé de mes ennemis! Et personne n`avait pris de nourriture.
24. "Ary ory ny lehilahy tamin' ny Isiraely tamin' izany andro izany; fa i Saoly efa nampianiana ny olona hoe: Ho voaozona anie izay olona homan-kanina mandra-paharivan' ny andro, mba hamaliako ny fahavaloko. Dia tsy nisy olona nitendry hanina na dia iray akory aza."
25. And all they of the land came to a wood; and there was honey upon the ground.
25. Tout le peuple était arrivé dans une forêt, où il y avait du miel à la surface du sol.
25. "Ary ny olona rehetra amin' ny tany dia niditra ny ala; ary nisy tantely teny amin' ny tany."
26. And when the people were come into the wood, behold, the honey dropped; but no man put his hand to his mouth: for the people feared the oath.
26. "Lorsque le peuple entra dans la forêt, il vit du miel qui coulait; mais nul ne porta la main à la bouche, car le peuple respectait le serment."
26. "Ary rehefa tonga teo anaty ala ny olona, indro, nisy tantely nitsororoka; fa tsy nisy olona sahy nanainga ny tanany ho amin' ny vavany, fa natahotra ny fianianana izy."
27. But Jonathan heard not when his father charged the people with the oath: wherefore he put forth the end of the rod that was in his hand, and dipped it in an honeycomb, and put his hand to his mouth; and his eyes were enlightened.
27. "Jonathan ignorait le serment que son père avait fait faire au peuple; il avança le bout du bâton qu`il avait à la main, le plongea dans un rayon de miel, et ramena la main à la bouche; et ses yeux furent éclaircis."
27. "Fa Jonatana kosa tsy nandre ny nampianianan-drainy ny olona; koa dia narosony ny loha-tehiny teny an-tanany, ka natsobony teo amin' ny tantely, ary nataony teo am-bavany ny tanany, ka dia nazava ny masony."
28. Then answered one of the people, and said, Thy father straitly charged the people with an oath, saying, Cursed be the man that eateth any food this day. And the people were faint.
28. Alors quelqu`un du peuple, lui adressant la parole, dit: Ton père a fait jurer le peuple, en disant: Maudit soit l`homme qui prendra de la nourriture aujourd`hui! Or le peuple était épuisé.
28. "Ary nisy olona anankiray namaly ka nanao taminy hoe: Rainao anie ka efa nampianiana mafy ny olona hoe: Ho voaozona anie izay olona homan-kanina anio; ary ny olona efa reraka."
29. Then said Jonathan, My father hath troubled the land: see, I pray you, how mine eyes have been enlightened, because I tasted a little of this honey.
29. "Et Jonathan dit: Mon père trouble le peuple; voyez donc comme mes yeux se sont éclaircis, parce que j`ai goûté un peu de ce miel."
29. "Dia hoy Jonatana: Ikaky efa nampiditra loza tamin' ny tany; koa jereo, masìna ianareo, he! izato fahazavan' ny masoko tamin' ilay nanandramako kely tamin' ity tantely ity."
30. How much more, if haply the people had eaten freely to day of the spoil of their enemies which they found? for had there not been now a much greater slaughter among the Philistines?
30. Certes, si le peuple avait aujourd`hui mangé du butin qu`il a trouvé chez ses ennemis, la défaite des Philistins n`aurait-elle pas été plus grande?
30. Ka mainka fa raha navela hihinanan' ny olona androany ny babo azony tamin' ny fahavalony, tsy ho nahafatesana be lavitra va ny Filistina?
31. And they smote the Philistines that day from Michmash to Aijalon: and the people were very faint.
31. Ils battirent ce jour-là les Philistins depuis Micmasch jusqu`à Ajalon. Le peuple était très fatigué,
31. Ary namono ny Filistina izy ireo tamin' izany andro izany hatrany Mikmasy ka hatrany Aialona, ary reraka indrindra ny olona.
32. And the people flew upon the spoil, and took sheep, and oxen, and calves, and slew them on the ground: and the people did eat them with the blood.
32. et il se jeta sur le butin. Il prit des brebis, des boeufs et des veaux, il les égorgea sur la terre, et il en mangea avec le sang.
32. Ary nanaovan' ny olona an-kazakazaka ny babo, ka naka ondry sy omby ary zanak' omby izy, dia namono azy teo amin' ny tany ka dia nohanin' ny olona mbamin' ny rany.
33. Then they told Saul, saying, Behold, the people sin against the LORD, in that they eat with the blood. And he said, Ye have transgressed: roll a great stone unto me this day.
33. "On le rapporta à Saül, et l`on dit: Voici, le peuple pèche contre l`Éternel, en mangeant avec le sang. Saül dit: Vous commettez une infidélité; roulez à l`instant vers moi une grande pierre."
33. Ary nisy nanambara tamin' i Saoly hoe: Indro, manota amin' i Jehovah ny olona fa mihinana zavatra mbamin' ny rany izy. Ary hoy Saoly: Efa diso ianareo, manakodiava vato lehibe ety amiko anio.
34. And Saul said, Disperse yourselves among the people, and say unto them, Bring me hither every man his ox, and every man his sheep, and slay them here, and eat; and sin not against the LORD in eating with the blood. And all the people brought every man his ox with him that night, and slew them there.
34. Puis il ajouta: Répandez-vous parmi le peuple, et dites à chacun de m`amener son boeuf ou sa brebis, et de l`égorger ici. Vous mangerez ensuite, et vous ne pécherez point contre l`Éternel, en mangeant avec le sang. Et pendant la nuit, chacun parmi le peuple amena son boeuf à la main, afin de l`égorger sur la pierre.
34. Ary hoy Saoly: Mieleza eny amin' ny olona ianareo, ka lazao aminy hoe: Samia mitondra ny ombiny sy ny ondriny, ka vonoy eto izy, dia hano, ary aza manota amin' i Jehovah amin' ny fihinanana zavatra mbamin' ny rany. Ary ny vahoaka rehetra samy nitondra ny ombiny niaraka taminy tamin' izany alina izany ka namono azy teo.
35. And Saul built an altar unto the LORD: the same was the first altar that he built unto the LORD.
35. Saül bâtit un autel à l`Éternel: ce fut le premier autel qu`il bâtit à l`Éternel.
35. "Ary Saoly nanao alitara ho an' i Jehovah; io no alitara voalohany naoriny ho an' i Jehovah."
36. And Saul said, Let us go down after the Philistines by night, and spoil them until the morning light, and let us not leave a man of them. And they said, Do whatsoever seemeth good unto thee. Then said the priest, Let us draw near hither unto God.
36. Saül dit: Descendons cette nuit après les Philistins, pillons-les jusqu`à la lumière du matin, et n`en laissons pas un de reste. Ils dirent: Fais tout ce qui te semblera bon. Alors le sacrificateur dit: Approchons-nous ici de Dieu.
36. Ary hoy Saoly: Andeha isika hidina hanenjika ny Filistina amin' ny alina ka hamabo azy ambara-pahazavan' ny andro, ary tsy hasiantsika miangana izy. Dia hoy ny olona: Ataovy izay heverinao ho tsara. Fa hoy ny mpisorona: Aoka isika hanatona an' Andriamanitra etoana.
37. And Saul asked counsel of God, Shall I go down after the Philistines? wilt thou deliver them into the hand of Israel? But he answered him not that day.
37. Et Saül consulta Dieu: Descendrai-je après les Philistins? Les livreras-tu entre les mains d`Israël? Mais en ce moment il ne lui donna point de réponse.
37. Ary Saoly nanontany tamin' Andriamanitra hoe: Hidina hanenjika ny Filistina va aho? Hatolotrao eo an-tanan' ny Isiraely va izy? Fa tsy namaly azy akory Izy androtriny.
38. And Saul said, Draw ye near hither, all the chief of the people: and know and see wherein this sin hath been this day.
38. "Saül dit: Approchez ici, vous tous chefs du peuple; recherchez et voyez comment ce péché a été commis aujourd`hui."
38. Ary hoy Saoly: Manatòna ety ianareo loholona rehetra, ary fantaro ka izahao izay nahatonga izao fahotana androany izao?
39. For, as the LORD liveth, which saveth Israel, though it be in Jonathan my son, he shall surely die. But there was not a man among all the people that answered him.
39. Car l`Éternel, le libérateur d`Israël, est vivant! lors même que Jonathan, mon fils, en serait l`auteur, il mourrait. Et dans tout le peuple personne ne lui répondit.
39. Fa raha velona koa Jehovah, Izay Mpamonjy ny Isiraely, na dia amin' i Jonatana zanako aza no ahitana izany, dia ho faty tokoa izy. Fa tsy nisy namaly azy ny vahoaka rehetra.
40. Then said he unto all Israel, Be ye on one side, and I and Jonathan my son will be on the other side. And the people said unto Saul, Do what seemeth good unto thee.
40. "Il dit à tout Israël: Mettez-vous d`un côté; et moi et Jonathan, mon fils, nous serons de l`autre. Et le peuple dit à Saül: Fais ce qui te semblera bon."
40. Dia hoy izy tamin' ny Isiraely rehetra: Ianareo no aoka ho an-daniny ary izaho sy Jonatana zanako kosa ho an-kilany. Ary hoy ny vahoaka tamin' i Saoly: Ataovy izay heverinao fa tsara.
41. Therefore Saul said unto the LORD God of Israel, Give a perfect lot. And Saul and Jonathan were taken: but the people escaped.
41. Saül dit à l`Éternel: Dieu d`Israël! fais connaître la vérité. Jonathan et Saül furent désignés, et le peuple fut libéré.
41. Dia hoy Saoly tamin' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Asehoy izay marina. Ary Jonatana sy Saoly no notanany, fa afaka ny olona.
42. And Saul said, Cast lots between me and Jonathan my son. And Jonathan was taken.
42. Saül dit: Jetez le sort entre moi et Jonathan, mon fils. Et Jonathan fut désigné.
42. Ary hoy Saoly: Manaova antsapaka ny amiko sy Jonatana zanako. Ary Jonatana no notanany.
43. Then Saul said to Jonathan, Tell me what thou hast done. And Jonathan told him, and said, I did but taste a little honey with the end of the rod that was in mine hand, and, lo, I must die.
43. Saül dit à Jonathan: Déclare-moi ce que tu as fait. Jonathan le lui déclara, et dit: J`ai goûté un peu de miel, avec le bout du bâton que j`avais à la main: me voici, je mourrai.
43. Dia hoy Saoly tamin' i Jonatana: Ambarao amiko izay nataonao. Ary Jonatana nanambara taminy hoe: Nanandrana tantely kely monja tamin' ny tendron' ny tehina tety an-tanako aho, ary, indro, tsy maintsy ho faty aho.
44. And Saul answered, God do so and more also: for thou shalt surely die, Jonathan.
44. Et Saül dit: Que Dieu me traite dans toute sa rigueur, si tu ne meurs pas, Jonathan!
44. Dia hoy Saoly: Hataon' Andriamanitra toy izany anie, eny mihoatra noho izany aza, raha tsy hatao maty tokoa ianao, ry Jonatana.
45. And the people said unto Saul, Shall Jonathan die, who hath wrought this great salvation in Israel? God forbid: as the LORD liveth, there shall not one hair of his head fall to the ground; for he hath wrought with God this day. So the people rescued Jonathan, that he died not.
45. Le peuple dit à Saül: Quoi! Jonathan mourrait, lui qui a opéré cette grande délivrance en Israël! Loin de là! L`Éternel est vivant! il ne tombera pas à terre un cheveu de sa tête, car c`est avec Dieu qu`il a agi dans cette journée. Ainsi le peuple sauva Jonathan, et il ne mourut point.
45. Fa hoy ny vahoaka tamin' i Saoly: Ho faty va i Jonatana, izay nanao izao famonjena lehibe izao tamin' ny Isiraely? Sanatria izany! Raha velona koa Jehovah, tsy hisy na dia ny singam-bolony iray akory aza ho latsaka amin' ny tany, fa niara-niasa tamin' Andriamanitra izy androany. Ary ny vahoaka namonjy an' i Jonatana, ka dia tsy maty izy.
46. Then Saul went up from following the Philistines: and the Philistines went to their own place.
46. Saül cessa de poursuivre les Philistins, et les Philistins s`en allèrent chez eux.
46. "Ary niakatra Saoly rehefa avy nanenjika ny Filistina; ary ny Filistina kosa dia lasa nankany amin' ny taniny."
47. So Saul took the kingdom over Israel, and fought against all his enemies on every side, against Moab, and against the children of Ammon, and against Edom, and against the kings of Zobah, and against the Philistines: and whithersoever he turned himself, he vexed them.
47. "Après que Saül eut pris possession de la royauté sur Israël, il fit de tous côtés la guerre à tous ses ennemis, à Moab, aux enfants d`Ammon, à Édom, aux rois de Tsoba, et aux Philistins; et partout où il se tournait, il était vainqueur."
47. "Ary Saoly nahazo ny fanjakan' ny Isiraely ary niady tamin' ny fahavalony rehetra manodidina, dia tamin' ny Moaba sy ny taranak' i Amona sy ny Edomita sy ny mpanjakan' i Zoba ary ny Filistina; ary izay nalehany rehetra dia resiny avokoa."
48. And he gathered an host, and smote the Amalekites, and delivered Israel out of the hands of them that spoiled them.
48. Il manifesta sa force, battit Amalek, et délivra Israël de la main de ceux qui le pillaient.
48. Ary namory ny miaramila izy, dia namely ny Amalekita ka namonjy ny Isiraely tamin' ny tanan' izay namabo azy.
Saul's Family
49. Now the sons of Saul were Jonathan, and Ishui, and Melchishua: and the names of his two daughters were these; the name of the firstborn Merab, and the name of the younger Michal:
49. Les fils de Saül étaient Jonathan, Jischvi et Malkischua. Ses deux filles s`appelaient: l`aînée Mérab, et la plus jeune Mical.
49. "Ary izao no zanakalahin' i Saoly: Jonatana sy Jisvy sy Malkisoa; izao kosa no anaran' ny zanany roa vavy: ny anaran' ny vavimatoa dia Meraba, ary ny faravavy Mikala."
50. And the name of Saul's wife was Ahinoam, the daughter of Ahimaaz: and the name of the captain of his host was Abner, the son of Ner, Saul's uncle.
50. Le nom de la femme de Saül était Achinoam, fille d`Achimaats. Le nom du chef de son armée était Abner, fils de Ner, oncle de Saül.
50. "Ary ny anaran' ny vadin' i Saoly dia Ahinoama, zanakavavin' i Ahimaza; ary ny anaran' ny komandin' ny miaramilany dia Abnera, zanak' i Nera, rahalahin-drain' i Saoly."
51. And Kish was the father of Saul; and Ner the father of Abner was the son of Abiel.
51. Kis, père de Saül, et Ner, père d`Abner, étaient fils d`Abiel.
51. "Ary Kisy no rain' i Saoly; ary Nera, rain' i Abnera, dia zanak' i Abiela."
52. And there was sore war against the Philistines all the days of Saul: and when Saul saw any strong man, or any valiant man, he took him unto him.
52. "Pendant toute la vie de Saül, il y eut une guerre acharnée contre les Philistins; et dès que Saül apercevait quelque homme fort et vaillant, il le prenait à son service."
52. "Ary mafy ny ady tamin' ny Filistina tamin' ny andron' i Saoly rehetra; koa raha nisy olona matanjaka sy mahery hitan' i Saoly, dia nalainy ho azy."