Saul Rescues the City of Jabesh
1. Then Nahash the Ammonite came up, and encamped against Jabeshgilead: and all the men of Jabesh said unto Nahash, Make a covenant with us, and we will serve thee.
1. Nachasch, l`Ammonite, vint assiéger Jabès en Galaad. Tous les habitants de Jabès dirent à Nachasch: Traite alliance avec nous, et nous te servirons.
1. "Ary Nahasy Amonita niakatra ka nitoby tandrifin' i Jabesi-gileada; dia hoy ny mponina rehetra tao Jabesy tamin' i Nahasy: Manaova fanekena aminay, dia hanompo anao izahay."
2. And Nahash the Ammonite answered them, On this condition will I make a covenant with you, that I may thrust out all your right eyes, and lay it for a reproach upon all Israel.
2. Mais Nachasch, l`Ammonite, leur répondit: Je traiterai avec vous à la condition que je vous crève à tous l`oeil droit, et que j`imprime ainsi un opprobre sur tout Israël.
2. "Fa Nahasy Amonita namaly azy ireo hoe: Izao no hanaovako fanekena aminareo; hopotsiriko ny masonareo rehetra ankavanana, ka hataoko fandatsana eo amin' ny Isiraely rehetra izany."
3. And the elders of Jabesh said unto him, Give us seven days' respite, that we may send messengers unto all the coasts of Israel: and then, if there be no man to save us, we will come out to thee.
3. "Les anciens de Jabès lui dirent: Accorde-nous une trêve de sept jours, afin que nous envoyions des messagers dans tout le territoire d`Israël; et s`il n`y a personne qui nous secoure, nous nous rendrons à toi."
3. Fa hoy ny loholon' i Jabesy taminy: omeo andro hafitoana izahay, mba handefasanay iraka ho any amin' ny faritanin' ny Isiraely rehetra, ka raha tàhiny tsy misy olona hamonjy anay, dia hivoaka hanatona anao izahay.
4. Then came the messengers to Gibeah of Saul, and told the tidings in the ears of the people: and all the people lifted up their voices, and wept.
4. Les messagers arrivèrent à Guibea de Saül, et dirent ces choses aux oreilles du peuple. Et tout le peuple éleva la voix, et pleura.
4. "Dia tonga tany Gibean' i Saoly ny iraka ka nanambara ny teniny teo anatrehan' ny vahoaka; dia nanandratra ny feony ny vahoaka rehetra ka nitomany."
5. And, behold, Saul came after the herd out of the field; and Saul said, What aileth the people that they weep? And they told him the tidings of the men of Jabesh.
5. Et voici, Saül revenait des champs, derrière ses boeufs, et il dit: Qu`a donc le peuple pour pleurer? On lui raconta ce qu`avaient dit ceux de Jabès.
5. Ary indro, i Saoly tonga nandroaka ny omby avy tany an-tsaha ka nanao hoe: Inona izato manjo ny olona, no mitomany izy? Ary nambarany azy ny tenin' ny lehilahy tao Jabesy.
6. And the Spirit of God came upon Saul when he heard those tidings, and his anger was kindled greatly.
6. Dès que Saül eut entendu ces choses, il fut saisi par l`esprit de Dieu, et sa colère s`enflamma fortement.
6. Dia nilatsaka tamin' i Saoly ny Fanahin' Andriamanitra, ka nirehitra mafy ny fahatezeran' i Saoly, raha nandre izany teny izany.
7. And he took a yoke of oxen, and hewed them in pieces, and sent them throughout all the coasts of Israel by the hands of messengers, saying, Whosoever cometh not forth after Saul and after Samuel, so shall it be done unto his oxen. And the fear of the LORD fell on the people, and they came out with one consent.
7. Il prit une paire de boeufs, et les coupa en morceaux, qu`il envoya par les messagers dans tout le territoire d`Israël, en disant: Quiconque ne marchera pas à la suite de Saül et de Samuel, aura ses boeufs traités de la même manière. La terreur de l`Éternel s`empara du peuple, qui se mit en marche comme un seul homme.
7. Dia naka ombin-jioga roa izy ka norasainy ireo, dia nampitondrainy ny iraka ho any amin' ny faritanin' ny Isiraely rehetra ka nataony hoe: Na iza na iza tsy mivoaka hanaraka an' i Saoly sy Samoela, dia tahaka ireny no hanaovana ny ombiny. Dia nahazo ny olona ny fahatahorana an' i Jehovah, ka nivoaka toy ny olona iray ihany izy.
8. And when he numbered them in Bezek, the children of Israel were three hundred thousand, and the men of Judah thirty thousand.
8. "Saül en fit la revue à Bézek; les enfants d`Israël étaient trois cent mille, et les hommes de Juda trente mille."
8. Ary rehefa nanisa azy tany Bezeka izy, dia telo hetsy no isan' ny Zanak' Isiraely ary telo alina no isan' ny lehilahy amin' ny Joda.
9. And they said unto the messengers that came, Thus shall ye say unto the men of Jabeshgilead, To morrow, by that time the sun be hot, ye shall have help. And the messengers came and shewed it to the men of Jabesh; and they were glad.
9. "Ils dirent aux messagers qui étaient venus: Vous parlerez ainsi aux habitants de Jabès en Galaad: Demain vous aurez du secours, quand le soleil sera dans sa chaleur. Les messagers portèrent cette nouvelle à ceux de Jabès, qui furent remplis de joie;"
9. "Ary hoy izy ireo tamin' ny iraka izay tonga teo: Izao no holazainareo amin' ny lehilahy ao Jabesi-gileada: Rahampitso ilay efa mafana andro iny dia hisy famonjena ho anareo. dia tonga ny iraka ka nanambara izany tamin' ny lehilahy tao Jabesy; ka dia faly ireo."
10. Therefore the men of Jabesh said, To morrow we will come out unto you, and ye shall do with us all that seemeth good unto you.
10. et qui dirent aux Ammonites: Demain nous nous rendrons à vous, et vous nous traiterez comme bon vous semblera.
10. Ary hoy ny mponina tao Jabesy: Rahampitso no hivoahanay ho eny aminareo, dia hataonareo aminay izay rehetra sitrakareo.
11. And it was so on the morrow, that Saul put the people in three companies; and they came into the midst of the host in the morning watch, and slew the Ammonites until the heat of the day: and it came to pass, that they which remained were scattered, so that two of them were not left together.
11. Le lendemain, Saül divisa le peuple en trois corps. Ils pénétrèrent dans le camp des Ammonites à la veille du matin, et ils les battirent jusqu`à la chaleur du jour. Ceux qui échappèrent furent dispersés, et il n`en resta pas deux ensemble.
11. "Ary nony maraina, dia nozarain' i Saoly ho telo toko ny olona, ka tonga teo afovoan' ny toby tamin' ny fiambenana maraina izy ary namely ny Amonita mandra-pahafampanan' ny andro; ary izao no niseho, izay sisa dia niely patrana, ka tsy nisy olona tafaraka na dia hatramin' ny roa aza."
Saul Confirmed as King
12. And the people said unto Samuel, Who is he that said, Shall Saul reign over us? bring the men, that we may put them to death.
12. Le peuple dit à Samuel: Qui est-ce qui disait: Saül régnera-t-il sur nous? Livrez ces gens, et nous les ferons mourir.
12. Ary hoy ny vahoaka tamin' i Samoela : Iza moa no nanao hoe: Saoly va no hanjaka aminay? Atolory ireny olona ireny hataonay maty.
13. And Saul said, There shall not a man be put to death this day: for to day the LORD hath wrought salvation in Israel.
13. Mais Saül dit: Personne ne sera mis à mort en ce jour, car aujourd`hui l`Éternel a opéré une délivrance en Israël.
13. "Fa hoy Saoly: Tsy hisy olona hatao maty anio; fa androany no nanaovan' i Jehovah famonjena teo amin' ny Isiraely."
14. Then said Samuel to the people, Come, and let us go to Gilgal, and renew the kingdom there.
14. Et Samuel dit au peuple: Venez, et allons à Guilgal, pour y confirmer la royauté.
14. Ary hoy Samoela tamin' ny vahoaka: Andeha isika hankany Gilgala hanavao ny fanjakana any.
15. And all the people went to Gilgal; and there they made Saul king before the LORD in Gilgal; and there they sacrificed sacrifices of peace offerings before the LORD; and there Saul and all the men of Israel rejoiced greatly.
15. "Tout le peuple se rendit à Guilgal, et ils établirent Saül pour roi, devant l`Éternel, à Guilgal. Là, ils offrirent des sacrifices d`actions de grâces devant l`Éternel; et là, Saül et tous les hommes d`Israël se livrèrent à de grandes réjouissances."
15. "Dia lasa ny vahoaka nankany Gilgala; ary tany Gilgala no nananganany an' i Saoly ho mpanjaka teo anatrehan' i Jehovah; ary tany no nanaterany fanati-pihavanana teo anatrehan' i Jehovah, dia nifaly indrindra teo Saoly mbamin' ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely."