Tantaran'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy
"Izay tsy tia dia tsy mba mahalala an’Andriamanitra; fa Andriamanitra dia fitiavana."
« Nous avons connu l'amour que Dieu a pour nous, et nous y avons cru. Dieu est amour ; et celui qui demeure dans l'amour demeure en Dieu, et Dieu demeure en lui ».
1 Jean 4:16.
Ny iraka voalohany indrindra ampanaovin'ny Tompo Jesosy dia ny Fitoriana ny Filazantsara amin'ny olombelona rehetra maneran-tany, indrindra fa ny eto Madagasikara. Ary ny lohalaharana amin'izany dia ny Fibebahana (ilay Fibebahana tena izy sy lalimpaka) ahazoana ny Famonjena ny Fanahy.
Quels sont les deux noms différents donnés dans la Bible au premier mois de l’année juive ?
Indice : (Eksodosy 12 : 2)