Ny fiangonana Jesosy Mamonjy dia tsy mijanona ho amin'ny lafin'ny finoana fotsiny ihany na koa ny resaka ara-panahy. Izany indrindra no nanangana ny Departemanta misahana ny ara-tsosialy. Maro tokoa ireo hetsika efa vita toy ny : formation en patisserie.
Début : 11 Novambra 2023 - Fin : 11 Novambra 2023
Catégorie : Asa sosialy
Eglise : FJM Ankorondrano Section 03-04